<-
->

Eze / Ez 48:8 And by the border of Judah, from the east side unto the west side, shall be the offering which ye shall offer of five and twenty thousand reeds in breadth, and in length as one of the other parts, from the east side unto the west side: and the sanctuary shall be in the midst of it. Ary mifanolotra amin' ny faritanin' i Joda, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, no hisian' ilay tany hatokanareo, indimy arivo amby roa alin' ny volotara ny sakany, ary ny lavany mitovy amin' ny anjaran' ny sasany hatrany atsinanana ka hatrany andrefana; ary ny fitoerana masina no ho eo afovoany. Manolotra ny sisin-tanin' i Jodà, hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana, no ho ilay anjara hatokanareo, dimy arivo sy roa alina ny sakany, ary mifanerana amin' ny anjara iray ny lavany, dia hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana: eo afovoany no hatao ny fitoerana masina. Sur la frontière de Juda, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale, il y aura la part que vous réserverez, large de vingt-cinq mille coudées et aussi longue que chacune des autres parts, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale. Le sanctuaire sera au milieu.