<-
->

Eze / Ez 5:5 Thus saith the Lord GOD; This is Jerusalem: I have set it in the midst of the nations and countries that are round about her. Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Ity Jerosalema ity dia nataoko eo afovoan' ny jentilisa, ka voahodidin' ireny tany ireny izy. Izao no lazain' ny Tompo, Tompo: Iny ilay Jerosalema nataoko eo afovoan' ny firenena, ary faritany malalaka no manodidina azy. Ainsi parle le Seigneur Yahvé : C' est Jérusalem que j' ai placée au milieu des nations, environnée de pays étrangers.