<-
->

Eze / Ez 8:3 And he put forth the form of an hand, and took me by a lock of mine head; and the spirit lifted me up between the earth and the heaven, and brought me in the visions of God to Jerusalem, to the door of the inner gate that looketh toward the north; where was the seat of the image of jealousy, which provoketh to jealousy. Ary nisy nitarehin-tanana nahinjiny, ka noraisiny tamin' ny voloko aho, dia nisy fanahy nanainga ahy ho eny anelanelan' ny tany sy ny lanitra ka nitondra ahy ho any Jerosalema tamin' ny fahitana avy amin' Andriamanitra, ho eo amin' ny vavahadin' ny kianja anatiny, izay manatrika ny avaratra, dia ilay nisy ny sarin-javatra fampahasaro-piaro, dia ilay mampahasaro-piaro. Nisy tarehan-tànana natsotrany, dia noraisiny tamin' ny volon-dohako miolikolika aho, ka naingain' ny Fanahy ho eny anelanelan' ny tany aman-dranitra, sy nentiny, tamin' ny fahitana avy amin' Andriamanitra, ho any Jerosalema, teo anoloan' ny vavahady anatiny, ilay nitodika mianavaratra, misy ny sampin' ny fialonana, mamelona fialonana. Il étendit une forme de main et me prit par une mèche de cheveux; l' esprit m' enleva entre ciel et terre et m' emmena à Jérusalem, en des visions divines, à l' entrée du porche intérieur qui regarde le nord, là où se trouve le siège de l' idole de la jalousie, qui provoque la jalousie.