<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 9:8 | And it came to pass, while they were slaying them, and I was left, that I fell upon my face, and cried, and said, Ah |
Ary raha mbola namely izy, ary izaho ihany no sisa teo, dia niankohoka aho ka nitaraina hoe: Indrisy! Jehovah Tompo ô! haringanao va ny sisa rehetra amin' ny Isiraely amin' izao ampidinanao ny fahatezeranao amin' i Jerosalema izao? | Nony namely izy ireo, ka izaho irery no sisa teo, dia niankohoka aho, sady nitaraina hoe: Indrisy! Iaveh Tompo ô! dia haringanao avokoa va ny sisa amin' Israely, amin' izao ampidinanao ny hatezeranao amin' i Jerosalema izao? | Or pendant qu' ils frappaient, je fus laissé seul et je tombai face contre terre. Je criai : " Ah! Seigneur |