<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 10:1 | In the third year of |
Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia, dia nisy nambara tamin' i Daniela, izay atao hoe Beltesazara; marina ny teny, ary ady mafy no nolazainy; ary nahalala ny teny izy sady nahafantatra ny fahitana. | Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Sirosa mpanjakan' i Persa, dia nisy teny nambara tamin' i Daniely, izay natao hoe Baltasara, marina izany teny izany, ary ady lehibe no nolazainy. Azony an-tsaina ny teny, sady fantany hevitra ny fahitana. | En l' an trois de |