<-
->

Dan / Da 10:11 And he said unto me, O Daniel, a man greatly beloved, understand the words that I speak unto thee, and stand upright: for unto thee am I now sent. And when he had spoken this word unto me, I stood trembling. Ary hoy izy tamiko: Ry Daniela malala ô, fantaro ny teny Izay lazaiko aminao, ka mijoroa; fa nirahina ho atý aminao aho ankehitriny. Ary nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia nitsangana nangozohozo teo aho. Dia hoy izy tamiko hoe: Ry Daniely, olo-malalan' Andriamanitra ô, fantaro izao teny holazaiko aminao izao, ka mitsangana hianao fa nirahina ho aty aminao aho ankehitriny. Nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia nitsangana aho nangovitra. Il me dit : "Daniel, homme des prédilections, comprends les paroles que je vais te dire; lève-toi; me voici, envoyé à toi." Il dit ces mots et je me relevai en tremblant.