<-
->

Dan / Da 10:12 Then said he unto me, Fear not, Daniel: for from the first day that thou didst set thine heart to understand, and to chasten thyself before thy God, thy words were heard, and I am come for thy words. Dia hoy izy tamiko: Aza matahotra, ry Daniela; fa hatramin' ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hampahory ny tenanao teo anatrehan' Andriamanitrao dia reko ny teninao, ary noho ny teninao dia avy aho. Ary hoy izy tamiko: Aza matahotra, ry Daniely, fa hatramin' ilay andro voalohany nandatsahanao am-po ny hahalala sy hanetry tena eo anatrehan' Andriamanitrao, dia nohenoina ny teninao, ary izaho no tonga dia noho ny teninao. Il me dit : "Ne crains point, Daniel, car du premier jour où, pour comprendre, tu as résolu de te mortifier devant ton Dieu, tes paroles ont été entendues, et c' est à cause de tes paroles que je suis venu.