<-
->

Dan / Da 14:11 Ary rahampitso maraina, rahefa miditra hianao, ka hitanao fa tsy lanin' i Bela izany rehetra izany, dia ho faty izahay, na hoe Daniely no ho faty kosa, fa nandainga namely anay.