<-
->

Dan / Da 14:13 Nony nivoaka izy ireo, ka efa nasain' ny mpanjaka napetraka teo anoloan' i Bela koa ny hanina, Daniely kosa, nandidy ireo mpanompony hitondra lavenona, ary naeliny manerana ny tempoly teo anatrehan' ny mpanjaka irery ihany izany, vao nivoaka izy ireo, dia nohidiany ny varavarana, sady nasiany tombo-kase tamin' ny fanombohan-kasen' ny mpanjaka, dia lasa nandeha izy.