<-
->

Dan / Da 14:26 Dia nalain' i Daniely ny ditin-kazo sy ny sabora ary ny volo, nataony indray mahandro ireo dia novolavolainy ho boribory vao natsipiny tao am-bavan' ity dragona. Ka niatatra ny dragona. Dia hoy izy: Io ilay nankalazainareo!