<-
->

Dan / Da 14:3 Ny mpanjaka koa nanaja an' io sy nandeha nivavaka taminy isan' andro; fa Daniely kosa nivavaka tamin' Andriamanitra. Ka hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana hianao no tsy mba mivavaka amin' i Bela?