<-
->

Dan / Da 14:31 Liona fito no tao an-davaka; vatana roa sy ondry roa isan' andro no fanome azy ireo; nefa tsy nomena izany fihinany izany izy ireo tamin' izay, mba hihinanany an' i Daniely.