<-
->

Dan / Da 14:6 Sady nitsiky Daniely no namaly hoe: Aoka tsy ho diso hevitra amin' izany hianao, ry mpanjaka; fa fotaka ny ao anatin' izy io, ary varahana ny ivelany, ka tsy mbola nihinana na inona na inona, izy.