<-
->

Dan / Da 2:17 Then Daniel went to his house, and made the thing known to Hananiah, Mishael, and Azariah, his companions: Ary Daniela nody tany an-tranony ka nanambara ilay teny tamin' i Hanania sy Misaela ary Azaria namany, Niaraka tamin' izay dia nody tany an-tranony Daniely ary nampandre ny raharaha an' i Ananiasa sy Misaely ary Azariasa namany, Daniel rentra dans sa maison et fit part de la chose à Ananias, Misaèl et Azarias, ses compagnons,