<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 2:27 | Dia namaly teo anatrehan' ny mpanjaka Daniela nanao hoe: Ilay zava-miafina nanontanian' ny mpanjaka dia tsy hain' ny olon-kendry, na ny mpisikidy, na ny ombiasy, na ny mpanandro, nolazaina tamin' ny mpanjaka; | Dia namaly teo anatrehan' ny mpanjaka Daniely, ka nanao hoe: Ny zava-miafina anontanian' ny mpanjaka, dia tsy hain' ny olon-kendry, na ny mpisikidy, na ny olo-mahay taratasy, na ny mpanandro ambara amin' ny mpanjaka. |