<-
->

Dan / Da 6:15 Then these men assembled unto the king, and said unto the king, Know, O king, that the law of the Medes and Persians is, That no decree nor statute which the king establisheth may be changed. Dia tezitra indrindra ny mpanjaka, raha nahare izany teny izany, nefa matiny ihany izy ny hanafaka an' i Daniela, ka nanao izay tratry ny heviny hamonjy azy mandra-pilentiky ny masoandro. Nalahelo mafy ny mpanjaka nony nandre izany; raikitra tao am-pony ny hanafaka an' i Daniely, ka mandra-pilentiky ny masoandro izy, nitady hamonjy azy ihany. En entendant ces mots, le roi éprouva une grande douleur et résolut de sauver Daniel. Jusqu' au coucher du soleil, il s' ingénia à lui trouver une échappatoire.