<-
->

Dan / Da 6:17 And a stone was brought, and laid upon the mouth of the den; and the king sealed it with his own signet, and with the signet of his lords; that the purpose might not be changed concerning Daniel. Dia nandidy ny mpanjaka; ary nentina Daniela ka natsipy tao an-davaky ny liona. Dia niteny ny mpanjaka ka nanao tamin' i Daniela hoe: Andriamanitrao Izay tompoinao mandrakariva anie hamonjy anao. Tamin' izay ny mpanjaka nanome teny hitondra an' i Daniely sy hanipy azy ao an-davaky ny liona. Niteny ny mpanjaka, ka nanao tamin' i Daniely hoe: Ny Andriamanitrao izay tompoinao mandrakariva anie, no hanafaka anao! Alors, le roi donna ordre de faire venir Daniel et de le jeter dans la fosse aux lions. Le roi dit à Daniel : "Ton Dieu, que tu as servi avec persévérance, c' est lui qui te sauvera."