<-
->

Dan / Da 6:18 Then the king went to his palace, and passed the night fasting: neither were instruments of musick brought before him: and his sleep went from him. Ary nisy vato natampina ny vava-lavaka; ary ny mpanjaka nanomboka izany tamin' ny fanombohan-kaseny sy tamin' ny fanombohan-kasen' ny andriandahiny, mba tsy hovana ny teny ny amin' i Daniela. Dia nalaina ny vato natampina ny vava lavaka, ka nasian' ny mpanjaka fitomboka tamin' ny fanombohan-kaseny sy ny fanombohan-kasen' ireo andriantompo-menakely, mba tsy hisy hovana ny amin' i Daniely. On apporta une pierre qu' on posa sur l' entrée de la fosse, et le roi y apposa son sceau et celui de ses seigneurs, en sorte que rien ne pût être modifié de ce qui concernait Daniel.