<-
->

Dan / Da 6:21 Then said Daniel unto the king, O king, live for ever. Ary nony tonga teo amin' ny lavaka izy, dia niantso an' i Daniela tamin' ny feo malahelo; eny, niteny ny mpanjaka ka nanao tamin' i Daniela hoe: Ry Daniela, mpanompon' Andriamanitra velona ô, moa Andriamanitrao Izay tompoinao mandrakariva mahavonjy anao amin' ny liona va? Nony mby teo akaikin' ny lavaka izy, niantso an' i Daniely tamin' ny feo malahelo, ary niteny ny mpanjaka ka nanao tamin' i Daniely hoe: Ry Daniely mpanompon' Andriamanitra velona ô, nahavonjy anao tamin' ny liona va ny Andriamanitrao tompoinao mandrakariva? S' approchant de la fosse, il cria à Daniel d' une voix angoissée : "Daniel, serviteur du Dieu vivant, ce Dieu que tu sers avec persévérance a-t-il pu te faire échapper aux lions?"