<-
->

Dan / Da 6:24 And the king commanded, and they brought those men which had accused Daniel, and they cast them into the den of lions, them, their children, and their wives; and the lions had the mastery of them, and brake all their bones in pieces or ever they came at the bottom of the den. Dia faly indrindra ny mpanjaka, ka nasainy nakarina avy ao an-davaka Daniela. Dia nakarina avy tao an-davaka Daniela, ary tsy hita nisy naratra izy, satria nino an' Andriamaniny. Faly dia faly ny mpanjaka ny amin' i Daniely ka nasainy nesorina tao an-davaka Daniely. Dia nesorina tao an-davaka Daniely, ka tsy nisy ratra kely akory hita tao aminy, satria nino ny Andriamaniny izy. Le roi éprouva une grande joie et ordonna de faire sortir Daniel de la fosse. On fit sortir Daniel de la fosse et on le trouva indemne, parce qu' il avait eu foi en son Dieu.