<-
->

Dan / Da 6:25 Then king Darius wrote unto all people, nations, and languages, that dwell in all the earth; Peace be multiplied unto you. Ary ny mpanjaka nandidy, ka nentina ireo lehilahy niampanga an' i Daniela ireo, dia natsipy tao an-davaky ny liona izy mbamin' ny vadiny aman-janany, ary ny liona nanan-kery taminy ka nanapatapaka ny taolany, raha tsy mbola nipaka tamin' ny vodin' ny lavaka akory aza izy. Fa mandidy kosa ny mpanjaka, ka ireo olona nilaza ratsy an' i Daniely dia nalaina ary natsipy tao an-davaky ny liona izy mbamin' ny vadiny aman-janany. Ka mbola tsy nipaka tamin' ny vody lavaka akory dia noraisan' ny liona, ary notapatapahany ny taolany rehetra. Le roi manda ces hommes qui avaient calomnié Daniel et les fit jeter dans la fosse aux lions, eux, leurs enfants et leurs femmes : et avant même qu' ils eussent atteint le fond de la fosse, les lions s'étaient emparés d' eux et leur avaient broyé les os.