<-
->

Dan / Da 6:27 He delivereth and rescueth, and he worketh signs and wonders in heaven and in earth, who hath delivered Daniel from the power of the lions. Manao lalàna aho mba hangovitan' ny olona sy hatahorany eo anatrehan' Andriamanitr' i Daniela eran' ny fanjakako rehetra; fa Izy no Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay; ny fanjakany haharitra hatramin' ny farany. Lalàna avoakako ny mba hatahorana sy hangovitan' ny olona eo anatrehan' Andriamanitr' i Daniely eran' ny fanjakako rehetra, fa izy no Andriamanitra velona, maharitra mandrakizay, ny fanjakany tsy mba ho rava, ary ny fanapahany tsy hanam-pahataperana. Voici le décret que je porte : dans tout le domaine de mon royaume, que les gens tremblent et frémissent devant le Dieu de Daniel il est le Dieu vivant, il perdure à jamais, son royaume ne sera point détruit et son empire n' aura point de fin