<-
->

Dan / Da 6:28 So this Daniel prospered in the reign of Darius, and in the reign of Cyrus the Persian. Izy no mamonjy sy manafaka ary manao famantarana sy fahagagana any an-danitra sy etý an-tany, ary Izy no namonjy an' i Daniela ho afaka tamin' ny herin' ny liona. Ary izany Daniela izany dia nambinina tamin' ny nanjakan' i Dariosa sy tamin' ny nanjakan' i Kyrosy Persiana. Manafaka sy mamonjy izy ary manao famantarana amam-pahagagana eny an-danitra sy etý an-tany. Izy no nanafaka an' i Daniely tamin' ny hohon' ny liona. il sauve et délivre, opère signes et merveilles aux cieux et sur la terre; il a sauvé Daniel du pouvoir des lions."