<-
->

Dan / Da 6:3 Then this Daniel was preferred above the presidents and princes, because an excellent spirit was in him; and the king thought to set him over the whole realm. Koa tamin' ireo dia nisy komandy lehibe telo lahy, ary Daniela no anankiray tamin' ireo, mba hilazan' ny solo-mpanjaka ny raharaha tsy hahafatiantoka ny mpanjaka. Ary nisy mpanao raharaham-panjakana telo lahy, anisan' ireo Daniely, natao ambonin' izy ireo, ka tsy maintsy amoahan' ny solom-panjakana ny toe-draharaha, mba tsy hahafaty antoka ny mpanjaka. sous la présidence de trois chefs Daniel en était un auxquels les satrapes auraient à rendre compte. Ceci afin d' empêcher qu' un tort fût fait au roi.