<-
->

Dan / Da 6:5 Then said these men, We shall not find any occasion against this Daniel, except we find it against him concerning the law of his God. Koa ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka dia nitady izay hiampangany an' i Daniela ny amin' ny fanjakana, nefa tsy nahita izay hiampangany azy na izay tsininy akory ireo, satria marina izy, ka tsy nisy kilema na tsiny hita taminy. Noho izany, nitady izay hiampangana an' i Daniely ny amin' ny momba ny fanjakana, ireo mpanao raharaham-panjakana ambony sy solom-panjaka, nefa tsy nahita iray akory, na dia izay tsininy kely foana aza; fa marina izy, ka tsy nisy diso na tsiny akory taminy. Alors les chefs et les satrapes se mirent en quête d' une affaire d' Etat qui pût faire du tort à Daniel; mais ils ne purent trouver d' affaire ou de manquement tant il était fidèle, et on ne trouvait à lui reprocher ni négligence ni manquement.