<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 7:2 | Dia niteny Daniela ka nanao hoe: Nahita tamin' ny fahitako tamin' ny alina aho, fa, indreo, ny rivotra efatry ny lanitra nibosesika teny amin' ny ranomasina lehibe. | Dia niteny Daniely ka nanao hoe: Nahita tamin' ny fahitako tamin' ny alina aho, ka indro nibosesika tamin' ny ranomasina lehibe ny rivotra avy amin' ny vazantany efatra: |