<-
->

Dan / Da 7:28 Hitherto is the end of the matter. As for me Daniel, my cogitations much troubled me, and my countenance changed in me: but I kept the matter in my heart. Hatramin' izao no faran' izany zavatra izany. Ny amiko, izaho Daniela, dia naharaiki-tahotra ahy indrindra ny eritreritro, ka nivaloarika ny tarehiko, nefa notehiriziko tao am-poko ihany izany zavatra izany. Izany no niafaran' ny teny. Nahatsiravina ahy Daniely loatra ny eritreritro, ka nivaloarika ny tarehako nefa notehiriziko tao am-poko izany zavatra izany. Ici finit le récit. Moi, Daniel, je fus grandement troublé dans mes pensées, ma mine changea et je gardai ces choses dans mon coeur.