<-
->

Dan / Da 9:12 And he hath confirmed his words, which he spake against us, and against our judges that judged us, by bringing upon us a great evil: for under the whole heaven hath not been done as hath been done upon Jerusalem. Ary notanterahiny ny teniny, izay nolazainy hamelezana anay sy ny mpitsaranay izay nitsara anay, ka nataony niharan-doza lehibe izahay, fa tetý ambanin' ny lanitra rehetra dia tsy mbola nisy natao tahaka izay natao tany Jerosalema. Notanterahiny ny teny nolazainy hamelezana anay mbamin' ny mpitsara nitsara anay: ka nataony niharan-doza lehibe tokoa izahay, fa tsy mbola nisy tahaka ny namely an' i Jerosalema, hita tetý ambany masoandro. Et il a mis a exécution les paroles qu' il avait dites contre nous et contre les princes qui nous gouvernaient : il ferait venir à nous calamité si grande qu' il n' en sera pas sous le ciel de plus grande qu'à Jérusalem.