<-
->

Dan / Da 9:2 In the first year of his reign I Daniel understood by books the number of the years, whereof the word of the Lord came to Jeremiah the prophet, that he would accomplish seventy years in the desolations of Jerusalem. tamin' ny taona voalodany nanjakany, izaho Daniela nahalala tamin' ny boky ny isan' ny taona nampahafantarin' ny tenin' i Jehovah an' i Jeremia mpaminany, izay hahataperan' ny fito-polo taona amin' ny hahafoanan' i Jerosalema. tamin' ny taona voalohany nanjakany izaho Daniely nandinika, tamin' ny famakiana ny boky, ny isan' ny taona izay nanaovan' ny Tompo teny tamin' i Jeremia mpaminany ka tsy maintsy tanterahina ho tapitra amin' ny faharavan' i Jerosalema, dia fitopolo taona izany. en l' an un de son règne, moi, Daniel, je scrutai les Ecritures, computant le nombre des années tel qu' il fut révélé par Yahvé au prophète Jérémie qui doivent s' accomplir pour les ruines de Jérusalem, à savoir 70 ans.