<-
->

Dan / Da 9:25 Know therefore and understand, that from the going forth of the commandment to restore and to build Jerusalem unto the Messiah the Prince shall be seven weeks, and threescore and two weeks: the street shall be built again, and the wall, even in troublous times. Koa aoka ho fantatrao sy ho azonao fa hatramin' ny hivoahan' ny didy hanavaozana sy hanamboarana an' i Jerosalema ka hatramin' i Mesia Andriana dia ho fito herinandro sy roa amby enim-polo herinandro; hamboarina indray ny lalana sy ny hady, dia amin' izay andro mampahory. Aoka ho fantatrao sy ho azonao ary, fa hatramin' ny hivoahan' ny didy anankiray izay nampanorina indray an' i Jerosalema ka hatramin' ny voahosotra anankiray, ny filohany anankiray izay, dia ho fito herinandro, sy roa amby enimpolo herinandro, dia haorina indray izy mbamin' ny kianja sy ny tamboho manodidina, amin' ny andro mampahory. Prends-en connaissance et intelligence Depuis l' instant que sortit cette parole Qu' on revienne et qu' on rebâtisse Jérusalem jusqu'à un Prince Messie, sept semaines et 62 semaines, restaurés, rebâtis places et remparts, mais dans l' angoisse des temps.