<-
->

Dan / Da 9:7 O Lord, righteousness belongeth unto thee, but unto us confusion of faces, as at this day; to the men of Judah, and to the inhabitants of Jerusalem, and unto all Israel, that are near, and that are far off, through all the countries whither thou hast driven them, because of their trespass that they have trespassed against thee. Anao ny fahamarinana, Tompo ô, fa anay kosa ny fangaihaizana, tahaka ny amin' izao anio izao, dia an' ny Joda sy ny mponina any Jerosalema ary ny Isiraely rehetra, na ny akaiky na ny lavitra, dia any amin' ny tany rehetra izay efa nandroahanao azy noho ny fahadisoany izay nandisoany taminao; Anao ny fahamarinana, Tompo ô, fa ny fangaihaizan-tava kosa tahaka ny amin' izao anio izao no anay, dia an' ny olona any Jodà, ny mponina any Jerosalema, sy Israely rehetra, na ny akaiky na ny lavitra, any amin' ny tany rehetra nandroahanao azy, noho ny helony izay nataony taminao. A toi, Seigneur, la justice, à nous la honte au visage, comme en ce jour, à nous, gens de Juda, habitants de Jérusalem, tout Israël, proches et lointains, dans tous les pays où tu nous as chassés à cause des infidélités commises à ton égard.