<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 10:11 | And |
Ary Efraima dia tahaka ny ombivavy kely efa voafolaka ka faly hively vary; Ary hasiako zioga ny vozony tsara tarehy; Hampandehaniko Efraima; Joda hiasa tany, ary Jakoba handravona. | Efraima dia ombivavy kely tsara folaka, finaritra ny hively vary. Izaho kosa nanisy jioga ny vozony tsara tarehy; Efraima hampitarihako kodiarana. Jodà hiasa; Jakoba hitarika fihogo famakiam-bainga. |