<-
->

Hos / Os 10:15 So shall Bethel do unto you because of your great wickedness: in a morning shall the king of Israel utterly be cut off. Toy izany no hataon' i Betela aminareo, noho ny haben' ny faharatsianareo; Raha maraina ny andro, dia ho levona mihitsy ny mpanjakan' ny Isiraely. Izany no nataon' i Betela taminareo, noho ny haratsianareo loza loatra. Vao tonga ny maraina dia levona teo ny mpanjakan' Israely. Voilà ce que vous a fait Béthel, pour votre méchanceté sans nom; à l' aurore, oui, c' en sera fait du roi d' Israël!