<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 10:5 | The inhabitants of |
Ny mponina any Samaria matahotra noho ny amin' ny ombivavy kely ao Betavena; Fa ny olony mitomany azy, | Noho ny ombivavy kely ao Betavena no atahoran' ny mponina ao Samaria, satria ny vahoakany misaona ny sampiny, ary ny mpisorona mangovitra noho ny aminy, noho ny voninahiny, fa efa niala taminy. | Pour le veau de |