<-
->

Hos / Os 11:1 When Israel was a child, then I loved him, and called my son out of Egypt. Fony mbola zaza Isiraely, dia tiako izy, ary nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako. Tia an' Israely aho fony mbola zaza izy; ka hatrany Ejipta nisy fiantsoana nataoko ny zanako. Quand Israël était jeune, je l' aimai, et d'Égypte j' appelai mon fils.