<-
->

Hos / Os 13:1 When Ephraim spake trembling, he exalted himself in Israel; but when he offended in Baal, he died. Raha niteny Efraima, dia nampangorohoro, ka nisandratra tao amin' ny Isiraely izy. Dia nanota ny amin' i Bala izy ka maty; Raha vao niteny Efraima, dia nihorohoro ny olona; nisandratra izy teo amin' Israley. Fa tonga meloka izy noho ny amin' i Baala, ka maty. Quand Éphraïm parlait, c'était la terreur, il était grand en Israël, mais il se rendit coupable avec Baal et mourut.