<-
->

Hos / Os 14:1 O israel, return unto the Lord thy God; for thou hast fallen by thine iniquity. Hovaliana Samaria noho ny helony, Fa niodina tamin' Andriamaniny izy; Ho lavon-tsabatra izy, ny zanany madinika hotorotoroina, ary izay bevohoka eo aminy hotatahana. Hofaizina Samaria, fa niodina tamin' Andriamaniny; ho lavon-tsabatra izy ireo! hotorotoroina ny zanany madinika; ary hotatahana ny kibon' ireo vadiny bevohoka. Samarie expiera car elle s' est rebellée contre son Dieu. Ils tomberont sous l'épée, leurs petits enfants seront écrasés, leurs femmes enceintes éventrées. Retour sincère d' Israël à Yahvé.