<-
->

Hos / Os 6:11 Also, O Judah, he hath set an harvest for thee, when I returned the captivity of my people. Ny aminao, ry Joda, dia voatendry koa ny andro hijinjana anao, rehefa ampodiko avy amin' ny fahababoana ny oloko. Hianao koa, ry Jodà, misy fijinjana voatendry ho anao, raha avy izay hamoriako ny vahoakako avy amin' ny fahababoana. A toi aussi, Juda, est destinée une moisson, quand je rétablirai mon peuple.