<-
->

Joe / Jl 4:16 Hierona avy ao Siona Iaveh, ary hampandre ny feony avy eo Jerosalema izy; hihorohoro ny tany aman-danitra. Nefa Iaveh no ho fialofana ho an' ny vahoakany, ho fiarovana ho an' ny zanak' Israely. Yahvé rugit de Sion, de Jérusalem il fait entendre sa voix; les cieux et la terre tremblent! Mais Yahvé sera pour son peuple un refuge, une forteresse pour les enfants d' Israël!