<-
->

Joe / Jl 4:17 Dia ho fantatrareo fa Iaveh Andriamanitrareo aho, izay monina ao Siona, tendrombohitro masina; ho fitoerana masina, Jerosalema, ka tsy hodiavin' ny hafa firenena intsony. " Vous saurez alors que je suis Yahvé, votre Dieu, qui habite à Sion, ma montagne sainte! Jérusalem sera un lieu saint, les étrangers n' y passeront plus! "