<-
->

Joe / Jl 4:19 Ejipta kosa, hanjary tany lao, Edoma ho efitra faharavana, noho ny fahasiahana namelezany ny taranak' i Jodà, fa nandatsaka ny ra tsy manan-tsiny teo amin' ny taniny izy ireo. L'Égypte deviendra une désolation, Édom une lande désolée, à cause des violences exercées contre les fils de Juda dont ils ont versé le sang innocent dans leur pays.