<-
->

Amo / Am 1:1 The words of Amos, who was among the herdmen of Tekoa, which he saw concerning Israel in the days of Uzziah king of Judah, and in the days of Jeroboam the son of Joash king of Israel, two years before the earthquake. Ny tenin' i Amosa, izay isan' ny mpiandry ondry tao Tekoa, dia izay hitany ny amin' ny Isiraely tamin' ny andro nanjakan' i Ozia, mpanjakan' ny Joda, sy tamin' ny andro nanjakan' i Jeroboama, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely, roa taona talohan' ny horohorontany. Tenin' i Amosy, isan' ireo mpiandry ondry tao Tekoe. Izay hitany momba an' Israely, tamin' ny andron' i Oziasa, mpanjakan' i Jodà, sy tamin' ny andron' i Jeroboama, zanak' i Joasa, mpanjakan' Israely, roa taona talohan' ny horohoron-tany. Hoy izy: Paroles d' Amos, qui fut l' un des bergers de Téqoa. Ce qu' il vit sur Israël au temps d' Ozias, roi de Juda, et au temps de Jéroboam, fils de Joas, roi d' Israël, deux ans avant le tremblement de terre.