<-
->

Amo / Am 1:2 And he said, The Lord will roar from Zion, and utter his voice from Jerusalem; and the habitations of the shepherds shall mourn, and the top of Carmel shall wither. Ary hoy izy: Jehovah mierona ao Ziona ary mampikotroka any Jerosalema; Ny saha fiandrasana ondry dia mitomany ary maina ny tampon' i Karmela. Hierona avy ao Siona Iaveh; ary hampandre ny feony avy ao Jerosalema izy; ny tany fiandrasan' ny mpiandry ondry, hisaona; ary ny tampon' i Karmela, ho maina. Il dit : De Sion, Yahvé rugit, et de Jérusalem, il donne de la voix; les pacages des bergers sont en deuil et le sommet du Carmel se dessèche.