<-
->

Amo / Am 2:10 Also I brought you up from the land of Egypt, and led you forty years through the wilderness, to possess the land of the Amorite. Ary Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany amin' ny tany Egypta sady nitari-dalana anareo efa-polo taona tany an-efitra, mba handovanareo ny tanin' ny Amorita, Nitondra anareo niakatra avy any amin' ny tany Ejipta anefa aho, sy nitari-dàlana anareo, efapolo taona, tany an' efitra, mba hametrahako anareo ho tompon' ny tanin' ny Amoreana. Et moi, je vous avais fait monter du pays d'Égypte, et pendant quarante ans, menés dans le désert, pour que vous possédiez le pays de l' Amorite !