<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 2:4 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fahotana telon' i Joda, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria nataony tsinontsinona ny lalàn' i Jehovah, ary ny didiny tsy notandremany, ary nampahadiso azy ny laingany, izay fanaon' ny razany; | Izao no lazain' ny Tompo: Noho ny heloka telo nataon' i Jodà, sy noho ny efatra - tsy hahemotro ny didy. Satria nanary ny lalàn' ny Tompo izy, sady tsy nitandrina ny didiny, ka nety havilivilin' ny sampin-daingany, dia ireo izay narahan' ny razany, | Ainsi parle |