<-
->

Amo / Am 3:9 Publish in the palaces at Ashdod, and in the palaces in the land of Egypt, and say, Assemble yourselves upon the mountains of Samaria, and behold the great tumults in the midst thereof, and the oppressed in the midst thereof. Ambarao ao an-tranoben' i Asdoda sy ao an-tranobe any amin' ny tany Egypta, ka ataovy hoe: Miangona any an-tendrombohitr' i Samaria ianareo, ary jereo ny tabataba be ao aminy sy ny fampahoriana ao anatiny. Ampandreneso eo ambonin' ny lapan' i Azota izao teny izao, ary eo ambonin' ny lapan' ny mpanjakan' i Ejipta koa, ka ataovy hoe: Miangona any an-tendrombohitr' i Samaria hianareo, ka zahao izato fikorontanam-be ao aminy, sy izato fahasiahana ao anatiny. Proclamez-le sur les palais d' Assur et sur les palais du pays d'Égypte; dites : rassemblez-vous sur les monts de Samarie, et voyez, que de désordres au milieu d' elle et que d' oppression en son sein !