<-
->

Amo / Am 6:6 That drink wine in bowls, and anoint themselves with the chief ointments: but they are not grieved for the affliction of Joseph. Dia ireo izay misotro divay amin' ny lovia famafazana sady mihosotra diloilo tsara Indrindra, nefa tsy onena ny fahasimban' i Josefa. Kaopy lehibe no isotroany divay; diloilo manitra faran' izay tsara no ihosorany; ary tsy mankararirary azy akory ny loza manjo an' i Josefa. ils boivent le vin dans de larges coupes, ils se frottent des meilleures huiles, mais ils ne s' affligent pas de la ruine de Joseph !