<-
->

Amo / Am 7:1 Thus hath the Lord GOD shewed unto me; and, behold, he formed grasshoppers in the beginning of the shooting up of the latter growth; and, lo, it was the latter growth after the king' s mowings. Izao no nasehon' i Jehovah Tompo tamiko: Indro, nanao ny valala tamin' ny voalohan' ny nitsimohan' ny kolokolon' ahitra Izy; ary, indro, kolokolon' izay nojinjana ho an' ny mpanjaka izany. Izao no nasehon' ny Tompo Iaveh tamiko, dia indro izy fa namorona valala, tamin' ny fotoana vao itsimohan' ny kolokolo, dia ny kolokolo avy nijinjana ho an' ny mpanjaka. Voici ce que me fit voir le Seigneur Yahvé : C'était une éclosion de sauterelles, au temps où le regain commence à monter, de sauterelles adultes, après la coupe du roi.