<-
->

Amo / Am 7:12 Also Amaziah said unto Amos, O thou seer, go, flee thee away into the land of Judah, and there eat bread, and prophesy there: Ary hoy Amazia tamin' i Amosa: Ry mpahita! andeha mandositra mankany amin' ny tanin' ny Joda ianao, ka mihinàna hanina any, ary maminania any; Dia hoy Amasiasa tamin' i Amosy: Ry mpahita ô, mandehana mandositra any amin' ny tanin' i Jodà, ka any hianao no mihinàna hanina; any hianao no maminania. Et Amasias dit à Amos : " Voyant, va-t-en; fuis au pays de Juda; mange ton pain là-bas, et là-bas prophétise.