<-
->

Amo / Am 8:14 They that swear by the sin of Samaria, and say, Thy god, O Dan, liveth; and, The manner of Beersheba liveth; even they shall fall, and never rise up again. Dia ireo izay mianiana amin' ny fahotan' i Samaria, ka manao hoe: velona koa ny andriamanitrao, ry Dana, ary raha velona koa ny fanaon' i Beri-sheba; eny, ho lavo izy ka tsy hiarina intsony. Ry zareo mianiana amin' ny fahotan' i Samaria, ka manao hoe: Amin' ny Andriamanitrao, ry Dàna! Amin' ny làlan' i Bersabea! dia samy ho lavo tsy haharina intsony. Ceux qui jurent par le péché de Samarie, ceux qui disent : " Vive ton dieu, Dan ! " et : " Vive le chemin de Bersabée ! " ceux-là tomberont pour ne plus se relever.